<?xml version="1.0" encoding="UTF-8"?><song><author>Bilby</author>
<hymn_number>778</hymn_number>
<lyrics>[V1]
 Vory izahay izao
 Eto anatrehanao,
 Ry Jeso Tomponay !
 He ! faly ny fonay,
 Faly, faly, faly,
 He ! faly ny fonay,
 Avy mba hidera Anao.

[V2]
 Saotra tsara entinay,
 Dera koa atolotray
 Anao, ry Tompo ô !
 He ! faly .. sns.

[V3]
 Zazakely izahay
 Fohy ny fisainanay,
 Tarihonao izao :
 He ! faly ..sns.

[V4]
 Ela no nasianao
 Soa ny mpanomponao,
 Ry Tompo be fitia !
 He ! faly ..sns.

[V5]
 Ao ny ray sy reninay,
 Ary koa ny havanay,
 Ataovy olonao :
 He ! faly ..sns.

[V6]
 Zaza, ray, sy reny koa
 Dia hihaona avokoa
 An-danitrao arý :
 He ! faly ..sns.</lyrics>
<title>Vory izahay izao FFPM778</title>
</song>